تجاوز إلى المحتوى
TARANJA - NY FOTOPINOANA•4 / 42

Fanontaniana4 : Lazao ny teny fanokanana an'i Allah sy ny dikany?

Answer

Valiny4: Teny fanokana an'i Allah dia "LAILAHA ILLALLAHOU", izay midka : Tsy misy tompo azo tompoina am-pahamarinana afa tsy i Allah".

Niteny i Allah manao hoe : { Ary fantaro fa izy (Allah), Tsy misy tompo mendrika ho tompoina afa-tsy i Allah...} [ Sourat Mouhammad :19 ].

All questions in this topic