تجاوز إلى المحتوى
TARANJA FIKH•29 / 47

F29 - Inona lalàna mamehy ny vavaka Swalat amin'ny andro zoma?

Answer

V29 - Voadidy amin'ny lehilahy mpino silamo feno taona sy manan-tsaina ary eo an-tanàna.

Niteny i Allah manao hoe : (O ianareo mpino, rehefa tonga ny antso ho amin'ny vavaka fanompoana amin'ny andro zoma, dia mihazakazaha ho any amin'ny antson'i Allah ianareo ka avelao ny asa fandraharahana rehetra, Satria tsara ho anareo izany raha fantatrareo). [Sourat Al-Jouma : 9].

All questions in this topic