تجاوز إلى المحتوى
TARANJA FAHALALAM-POMBA ISLMAIKA•21 / 26

F21 : Tanisao ireo fahalalam-pomba manoloana ny biby?

Answer

V21 : 1 - Ampihinaniko sakafo ny biby ary ampisotroiko.

2- Fangoraham-po sy fiantrana ny biby, ary tsy hampitondra azy amin'izay tsy zakany.

3-Tsy mampijaly ny biby amin'ny karazana fampijaliana na loza rehetra aho.

All questions in this topic